La guitare à Bouboul
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-20%
Le deal à ne pas rater :
-20% Récupérateur à eau mural 300 litres (Anthracite)
79 € 99 €
Voir le deal

Misokatra ny forum

4 participants

Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Misokatra ny forum

Message par Admin Ven 16 Nov - 23:12

Faly miarahaba antsika rehetra tonga eto.

Natao ity serasera ity ahafahantsika mifandray,
Admin
Admin
Admin

Messages : 12
Date d'inscription : 16/11/2007

https://gitaramalagasy.forumpro.fr

Revenir en haut Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Re: Misokatra ny forum

Message par Hanitra Ven 16 Nov - 23:34

Very Happy
Tsara
Hanitra
Hanitra

Messages : 16
Date d'inscription : 16/11/2007
Localisation : Antananarivo

http://rhminfo.webs.com

Revenir en haut Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Miarahaba

Message par seta Lun 19 Nov - 22:46

Dia faly miarahaba an-tsika rehetra nahavita dingana iray irosoana eo amin'ny fifampizarana ny mamy izay niarahan-tsika t@ ramose ho an'izay rehetra liana @ izany. Dia ifampijery ny hazakazaky ny tsirairay ato isika @ fitantarana anecdotes, fandefasana sary, vidéo, horonam-peo sy ireo lesona mozika sy fiainana natoron-dramose.

Arabaina manokana i Hanitra nanao ity forum ity. Misaotra betsaka;

seta

seta

Messages : 1
Date d'inscription : 19/11/2007

Revenir en haut Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Re: Misokatra ny forum

Message par Hanitra Ven 23 Nov - 3:32

Admin a écrit:
Natao ity serasera ity ahafahantsika mifandray,

Marihiko fa isika rehetra dia samy afaka mandefa lohahevitra vaovao avokoa amin'ny alalan'iry bokotra "Nouveau *" ery ambony ankavia iry.
Hanitra
Hanitra

Messages : 16
Date d'inscription : 16/11/2007
Localisation : Antananarivo

http://rhminfo.webs.com

Revenir en haut Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Re: Misokatra ny forum

Message par vololona103 Mer 16 Jan - 11:18

Dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2008 daholo indrindra fa i Nenitoa (vady navelan'i Bouboul)

vololona103

Messages : 4
Date d'inscription : 21/11/2007

Revenir en haut Aller en bas

Misokatra ny forum Empty Re: Misokatra ny forum

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser