Tadin-gitara
3 participants
Page 1 sur 1
Tadin-gitara
Raha eto Tana, aiza no misy mivarotra ireny tadin-gitara toy ny Savarez, Augustine, d'addario,..sns, ireny ?
Mba lazao zay mahita e!
Mba lazao zay mahita e!
Re: Tadin-gitara
Heu...mpandefa "cordes guitares" ho an-dRamosé aho fa tsy Savarez ireny intsony no fampiasako sy falefako any : prô-arté d'addario !
Saingy tsy mipetraka eto Tanà aho io ... Raha mi-intéresse anao ny possibilité ahazoana izany dia "contacté"-o ao amin'ny http://as.vie.free.fr aho.
IHanta
Saingy tsy mipetraka eto Tanà aho io ... Raha mi-intéresse anao ny possibilité ahazoana izany dia "contacté"-o ao amin'ny http://as.vie.free.fr aho.
IHanta
Hanta CARSON- Messages : 5
Date d'inscription : 03/12/2007
Re: Tadin-gitara
Vao misokatra ny page voalohany dia nahazo erreur iexplore aho, dia afaka nandeha lavitra,
hojereko amin'ny pc hafa dia ho hitako eo.
Misaotra e
hojereko amin'ny pc hafa dia ho hitako eo.
Misaotra e
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|