Inona ny hira tianao indrindra
5 participants
Page 1 sur 1
Inona ny hira tianao indrindra
Tamin'ireo hira noforoniny, inona no tianao indrindra, na inona no tena tsaroanao indrindra
vololona103- Messages : 4
Date d'inscription : 21/11/2007
Re: Inona ny hira tianao indrindra
Dadatoa, dadatoa, dadatoa
Tia anay sady maminay tokoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy hataonay ba
Tia anay sady maminay tokoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy hataonay ba
vololona103- Messages : 4
Date d'inscription : 21/11/2007
Re: Inona ny hira tianao indrindra
Tamin'ny mbola kely dia raha vao maheno hoe bouboul dia ny ao an-tsaina dia ny hoe:
"Iza no rovitra pataloha ??
le bandy kely zay maivan-doha"
"Iza no rovitra pataloha ??
le bandy kely zay maivan-doha"
Inona no hira tianao indrindra!
Heu...Toa sarotra ihany ny hisafidy amin'ireo hirany kanto koa:
Ny tiako indrindra sady nampianariny ahy dia "Tsara ny andro anio ! " saingy hadinony tanteraka ny tonony, dia ny fitendrena izany sy ny strophe iray no tena haiko! dia La!la!la!la!la
ny ambiny.
Tsara koa , andraso aloha jereko ato anaty liste :
"Be ny zavatra ato an-tsaiko , rehefa injay hahita anao"
"Tsy maninona"
"Andao indray hovangiana"
"Fampitaha"
"Tsy maintsy mandeha"
"Veloma re"
"Mbola tiako dia tiako ianao"
"Tiako ianao"
"Raha mihira aho dia ho an'ise"
"Avelao aho"
"Majunga"
"Arovy ny masonao"
"tapakelatra"
"Mandalo"
"tadidiko sady tsaroako"
sns e....

Hanta CARSON- Messages : 5
Date d'inscription : 03/12/2007
Re: Inona ny hira tianao indrindra
Hanta Carson> Ity ny tonon'ny "Tsara ny andro"
Masoandro mibaliaka
Lanitra eny ambony manga madio
Ny ato am-poko faly sariaka
Fa tsara ny andro anio
Hatsiaka hafanana nigaina, nandreraka aina
Orana mikija nampijaly ahy omaly
Ny sento, sorisory, nianjady nampahory
Ny lasa aleo ho any, jereo ny androany
Masoandro mibaliaka ...
Rivotra havandra sesilany nampitomany
Kotroka sy varatra nitrena tsy hay fefena
Ny saiko izay nijaly, niova falifaly
Ny lasa tsy hiverenako na iainako.

Inona ny hira tianao indrindra?...
Waaaaaaaoooooohhhhhh
Melci amin"ilay tononkira e!
Melci amin"ilay tononkira e!
Hanta CARSON- Messages : 5
Date d'inscription : 03/12/2007
Re: Inona ny hira tianao indrindra
slt daholo
tena mahafinaritra fa mbola tsy adino ny anaran-dramose
Isaky ny maheno ny hirany @ radio na @ tv aho dia toa misy manindrona kely ny foko fa ny any azoko ambara dia ny hoe: "ENJANA I RAMOSE NA NY ARRANGEMENT NA COMPOSITION " ka raha ny hisafidy @ sangan'asany dia Tsara daholo izy rehetra

HERY- Messages : 7
Date d'inscription : 19/11/2007
Re: Inona ny hira tianao indrindra
"Tsy maninona"
varyaminanana- Messages : 1
Date d'inscription : 03/03/2014
Re: Inona ny hira tianao indrindra
Tsy ratsy indray ilay vary@anana toa hitako ny commentaire ramose raha nahita an'io
HERY- Messages : 7
Date d'inscription : 19/11/2007
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|