La guitare à Bouboul
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-45%
Le deal à ne pas rater :
WHIRLPOOL OWFC3C26X – Lave-vaisselle pose libre 14 couverts – ...
339 € 622 €
Voir le deal

Ny feon-kira tianao

3 participants

Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty Ny feon-kira tianao

Message par Hanitra Mar 18 Déc - 10:20

Tamin'ireo feon-kira nosoratany, inona no tianao ?
Hanitra
Hanitra

Messages : 16
Date d'inscription : 16/11/2007
Localisation : Antananarivo

http://rhminfo.webs.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty Re: Ny feon-kira tianao

Message par Admin Mar 18 Déc - 10:26

Maromaro ihany, ao ohatra ny

Masoandro mody, gitara mitomany, etude n°9, fahatsiarovana...
Admin
Admin
Admin

Messages : 12
Date d'inscription : 16/11/2007

https://gitaramalagasy.forumpro.fr

Revenir en haut Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty Ny feonkira tianao

Message par Hanta CARSON Jeu 17 Jan - 23:20

Maromaro tokoa :

Nisy feon-kira fitendriny tahakan'ny "Bossa" izay ilay izy: tsy haiko aloha na voasorany na tsia fa nanontaniako ny "titre" hoe inona ny titren'izay dia " Samba de Lac d'Anosy" hoy izy.
Heu...mahafinaritra ny "Fahatsiarovana" toa karazany telo akory.
"Mody masoandro", valse lente, "Vasiana",sns.... Arrow

Hanta CARSON

Messages : 5
Date d'inscription : 03/12/2007

Revenir en haut Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty Re: Ny feon-kira tianao

Message par Hanitra Mar 22 Jan - 6:12

Mahafinaritra koa izay titre hoe "Samba de Lac Anosy izany" Very Happy
Hanitra
Hanitra

Messages : 16
Date d'inscription : 16/11/2007
Localisation : Antananarivo

http://rhminfo.webs.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty ny feonkira tianao

Message par Hanta CARSON Mer 23 Jan - 20:51

'ndriiiiiiy fa misy feonkirany "tsotra dia tsotra" anefa dia ...manana ny "haniny izany! Like a Star @ heaven .
Tahaka ny :" 1-Ny gitarako : 2-ravin'apanga : 3- Embona ; 4-fianarana tsotra sns...
Heu...Na ilay "Amorontsiraka" fony nianatra rythme aza manadala tamin'ny voalohany
fa mahafinaritra ery rehefa misosa ny fitendrena azy.

Hanta CARSON

Messages : 5
Date d'inscription : 03/12/2007

Revenir en haut Aller en bas

Ny feon-kira tianao Empty Re: Ny feon-kira tianao

Message par Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Ne ratez plus aucun deal !
Abonnez-vous pour recevoir par notification une sélection des meilleurs deals chaque jour.
IgnorerAutoriser